Miisa 127 ireo solombavambahoaka voafidy eto amin'ny Repoblikan'i Madagasikara. Izany andraikitra izany dia voafetra ho 5 taona ary tsy azo ampirafesina amin'ny andraikitra hafa maha olomboafidim-bahoaka sy izay mety ho fisahanana asam-panjakana afa-tsy ny fampianarana.
Azo sokajiana toy izao manaraka izao ny firafitry ny Antenimierampirenena Malagasy isaky ny :
|