Asan’ny Parlemanta : Atrikasa ho an’ireo mpanao gazety manerana an’i Madagasikara. Antsirabe, 20, 21, 22 febroary 2018

Fampafahantarana ny tetikasa SPE* na Fandrindrana ny sehatrasa momba ny fahasalamana sy ny mponina ary ny tontolo iainana. Nampahafantarina androany teny amin’ny Hotel Ibis Ankorondrano ny tetikasa SPE na « Fandrindrana ny sehatrasa momba ny fahasalamana, ny mponina sy ny tontolo iainana » izay vatsian’ny USAID vola mandritra ny herintaona (2017-2018) sy novolavolain’ny JSI Research & Training …

Manohana ny paikady hiadiana amin’ny pesta i Etazonia amin’ny alalan’ny USAID

FAMPITAM-BAOVAO 10 Oktobra 2017 Ny masoivoho amerikana eto Antananarivo +261/20-23-48000 x 2584 | AntananarivoPress@state.gov Manohana ny paikady hiadiana amin’ny pesta i Etazonia amin’ny alalan’ny USAID ANTANANARIVO – Ny masoivoho amerikana dia maneho firaisan-kina amin’ny vahoaka malagasy ary miombon’alahelo amin’ireo nanana havana maty vokatry ny valan’aretina pesta izay misy eto Madagasikara amin’izao fotoana. Ny governemanta malagasy, …