Les Etats-Unis, à travers l’USAID, prêtent main forte dans le cadre de la réponse nationale à l’épidémie de peste

COMMUNIQUE DE PRESSE 10 Octobre 2017 L’Ambassade des Etats-Unis à Antananarivo +261/20-23-48000 x 2584 | AntananarivoPress@state.gov Les Etats-Unis, à travers l’USAID, prêtent main forte dans le cadre de la réponse nationale à l’épidémie de peste ANTANANARIVO – L’Ambassade des Etats-Unis voudrait transmettre le message de solidarité du peuple américain au peuple Malagasy, en s’associant aux …

Nitsidika ny Filohan’ny Antenimierampirenena ny Chargé d’Affaires vaovao ao amin’ny Masoivohon’i Etazonian’i Amerika

Tonga nitsidika tamin’ny fomba fifanajana ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY, androany Alatsinainy faha- 06 oktobra 2014 tamin’ny 10 ora maraina, teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny Chargé d’Affaires vaovao ao amin’ny Masoivohon’i Etazonian’i Amerika- Atoa Stephen ANDERSON. Tafaradia taminy tamin’izao fitsidihana ofisialy izao ireo mpiara-miasa aminy akaiky. Tao aorian’ny fifampiarahabana teo amin’ireto manampahefana …