Visite de courtoisie de SEM YANG Min- Ambassadeur de la République Populaire de Chine à Madagascar auprès de SEM Jean Max RAKOTOMAMONJY –Président de l’Assemblée Nationale Malagasy. Palais de Tsimbazaza, le Mercredi 13 aout 2014 à 11heures

Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Andriamatoa Jean Max RAKOTOMAMONJY tao amin’ny efitrano fiasany eto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, androany Alarobia faha – 13 aogositra 2014 tamin’ny 11 ora atoandro, ny Ambasadaoron’i Chine monina sy miasa eto Madagasikara – SEM YANG Min. Fitsidihana voalohany ny teto amin’ny Antenimierampirenena no nataon’ity Ambasadaoron’i Chine ity ka …

Fandaharam-potoana vaovao eto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza

LANY TETO ANIVON’NY KONGRESIN’NY TETEZAMITA androany Talata faha-27 Novambra 2012 tamin’ny 10 ora maraina NY FANDAHARAM-POTOANA VAOVAO ETO AMIN’NY LAPAN’i Tsimbazaza manomboka ny Talata faha 26 Novambra 2012 ka hatramin’ny Alarobia faha-05 Desambra 2012. Fivoriambe azon’ny besinimaro natrehina no nanohizana ny asa teto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita, fivoriambe izay notarihan’ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita misolo toerana – …