Audience de Monsieur Kiyoshi Harada auprès du Président de l’Assemblée nationale

Le Conseiller en paix et développement du Système des Nations Unies (SNU), Monsieur Kiyoshi Harada, a rendu visite au Président de l’Assemblée nationale, Monsieur Jean Max RAKOTOMAMONJY, le jeudi 17 septembre 2015 à 11 heures. Monsieur Kiyoshi Harada se trouve dans nos murs en tant que Conseiller en paix et développement auprès du système des …

Vahiny noraisin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza

Vahiny roa sosona no noraisin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY, teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny Alatsinainy faha-02 febroary 2015 folakandro. Tamin’ny 04 ora folakandro dia nihaona taminy ny Ambasadaoron’I Cuba miandraikitra an’i Madagasikara izay monina any Kenya – SEM Paul Rodriguez Ramos. Mandalo eto Madagasikara ity Ambasadaoro ity ka izao tonga nanao fitsidihana …