Fifandraisan’ny Antenimierampirenena amin’ireo firenena vahiny

Mitohy hatrany ny fifandraisan’ny Antenimierampirenena amin’ireo Firenena vahiny. Nitohy vakana ny fandraisan’ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY sy ireo Mpikambana amin’ny Birao Maharitra an’ireto vahiny manaraka ireto : 1°)- Ny alatsinainy faha-20 Oktobra 2014 tamin’ny 19H40 no nanolotra Solosaina feno miisa 13 hoan’ny Antenimierampirenena ny Firenena Sinoa tamin’ny alalan’ny Ambasadaorony – SEM YANG …

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny Firenena mikambana sy ny Antenimierampirenena

Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ny Firenena Mikambana sy ny Antenimierampirenena ka androany Talata faha-22 Jolay 2014 tamin’ny folo ora maraina no noraisin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY nihaona taminy, tao amin’ny efitrano fiasany eto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, Rtoa Diane SHEINBERG – Expert PNUD, Chargée de Programme – Appui Parlementaire. Nisy Atrikasa niarahany tamin’ireo Mpikambana …