Fandaniana ny fandaharam-potoana vaovao eto amin’ny Antenimierampirenena, androany talata faha 28 Oktobre 2014 tamin’ny 11 ora sy sasany atoandro

Lany teto anivon’ny Anteninimierampirenena, androany talata faha 28 Oktobra 2014 tamin’ny 11 ora sy sasany atoandro ny fandaharam-potoana vaovao izay iasana manomboka ny alarobia faha 29 Oktobra 2014 ka hatramin’ny talata faha 11 Novambra 2014. Ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY no nitarika ny fivoriana izay natrehan’ny Solontenan’ny Governemanta. Toy izao izany fandaharam-potoana …

FANDANIANA NY FANDAHARAM-POTOANA FAHAROA ETO AMIN’NY KONGRESIN’NY TETEZAMITA

Ny Alarobia faha 22 May 2013 tamin’ny 10 ora sy sasany maraina no nolaniana teto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita ny fandaharam-potoana faharoa eto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita. Andriamatoa Mamy RAKOTOARIVELO no nitarika ny fivoriana izay notronin’ny Filoha Lefitra Andriamatoatoa RAMAHEFASOA Barbin sy Andriamatoatoa Filoha Lefitra RAZAFIANDRIAMBELO Njato Harinony . Talohan’izao fandaniana ny fandaharam-potoana izao dia nangina iray …