MANODIDINA NY FIFIDIANANA AMIN’ITY TAONA 2018 ITY: NANDALO TETO ANIVON’NY ANTENIMIERAMPIRENENA NY “OIF” SY NY “U.A”

Désolé, cet article est seulement disponible en Malagasy.An automatic translation is available:[google-translator lang= »mg »] Manodidina ny Fifidianana eto Madagasikara amin’ity taona 2018 ity: nandalo teto anivon’ny Antenimierampirenena ny “OIF” sy ny U.A”. 1-             Nanomboka ny 28 janoary ka hatramin’ny 04 febroary 2018 dia nanatanteraka iraka teto Madagasikara ny Delegasiona avy amin’ny “OIF” – Organisation Internationale de …

Fikaonan-doha momba ny fandriampahalemana eto Madagasikara niarahan’ ny Delegasiona vahiny avy amin’ny vondrona afrikana, OIF, SADC , UE ary ny Firenena mikambana sy ireo Solombavambahoaka teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza

Noraisin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY tao amin’ny efitrano fiasany eto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, ny alarobia faha-08 Oktobra 2014 tamin’ny 10 ora maraina, ny Delegasiona misahana ny sehatra Fandriampahalemana izay mivahiny eto Madagasikara mandritra ity herinandro ity. Ny Ambasadaoron’ny Vondrona Afrikana monina sy miasa eto Madagasikara – Rtoa HAWA no nitarika ity Delegasiona …

Fihaonana telo sosona tamin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena ny alarobia faha-17 septambra 2014 teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza

Feno dia feno ny fandaharam-potoanan’ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY ny Alarobia faha -17 septambra 2014 tontolo andro: Noraisin’Atoa Filoha nihaona taminy, tamin’ny 11 ora maraina, ny solontenan’ny mpampianatra FRAM izay nentiny niara-nivory taminy tao ao amin’ny fihaonan’ny Birao Maharitra sy ny Minisitry ny Fampianarana – Atoa Paul RABARY. Tonga tamin’izao fivoriana izao …