Fitsidihana nataon’ny Mpikambana ao amin’ny OCDE tamin’ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita

Fitsidihana nataon’ny Mpikambana ao amin’ny OCDE tamin’ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita, androany Alakamisy faha 17 Janoary 2013 tamin’ny 4 ora tolakandro. Noraisin’ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita – Atoa Mamy RAKOTOARIVELO androany Alakamisy faha-17 janoary 2013 tamin’ny 4 ora tolakandro , tao amin’ny efitrano fiasany eto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ireo vahiny telo Mpikambana ao amin’ny OCDE izay notarihan’Atoa …