Fankalazana ny Fetin’ny Krismasy sy ny Faran’ny taona teto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita.

Androany Alakamisy faha-21 Desambra 2012 nanomboka tamin’ny folo ora maraina no nankalaza ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona ny Birao Maharitra sy ireo Mpiasa eto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita. Ny filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita – Atoa Mamy Rakotoarivelo no nitarika izao fotoan-danonana izao notronon’ireo Mpikambana ao amin’ny Birao Maharitra . Nifandimby nandray anjara fitenenana tamin’izany ireo …