Fandaniana volavolan-dalana miisa roa teto amin’ny Antenimierampirenena

Fivoriambe azon’ny besinimaro natrehina, teo ambanin’ny fitarihan’ny Filoha Lefitra – Rtoa RAZAFIMANANTSOA Hanitra, ny Alarobia faha 03 Desambra 2014 nanomboka tamin’ny 6 ora sy sasany hariva no nandanian’ireo Solombavambahoaka tonga nivory teto amin’ny Lapan’ I Tsimbazaza ireto Volavolan-dalàna roa manaraka ireto : – 1) Projet de Loi N°037/2014 du 07/11/2014 autorisant la ratification de l’Accord …

Fifandraisan’ireo Parlemantera vahiny sy malagasy

Tonga nitsidika ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY tao amin’ny efitrano fiasany eto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza, androany alatsinainy faha-24 Novambra 2014, tamin’ny 11ora sy sasany , ny Solombavambahoaka avy any SUISSE – Atoa Pascal GROSS. Tafara-dia taminy tamin’izao fihaonana izao ny « Chargé d’Affaires auprès de la Mission Permanente » any SUISSE –Atoa …