Les étudiants de l’IEP chez le Président du Congrès de la Transition

(Textes disponibles uniquement en malgache) Ny Alarobia faha-24 avril 2013 tamin’ny 10 ora sy sasany dia noraisin’ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita – Andriamatoa Mamy RAKOTOARIVELO ireo mpianatra 08 mianadahy avy ao amin’ny Sekoly ambony IEP (Institution d’Etudes Politique) notarihin’Andriamatoa RAMILIARISON Andriampeno – Responsable de parcours management public. Niarahaba an’ireto mpianatra ireto ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita ary …

Stage d’information des étudiants de l’Institut d’étude politique

(Textes disponibles uniquement en malgache) Mpianatra 08 mianadahy ao amin’ny taona faharoa manaraka ny Fiofanana Micro –finances sy Management ao amin’ny Institution d’Etude Politique (I.E.P) eny Ampandrana no tonga niana-draharaha sy namantatra ny eto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita nanomboka ny Alatsinainy faha -22 aprily 2013. Andriamatoa RAMILIARISON Andriampeno – Responsable de parcours management public ao amin’ity …