Asan’ny Parlemanta : Atrikasa ho an’ireo mpanao gazety manerana an’i Madagasikara. Antsirabe, 20, 21, 22 febroary 2018

Asan’ny Parlemanta : Atrikasa ho an’ireo mpanao gazety manerana an’i Madagasikara. Antsirabe, 20, 21, 22 febroary 2018 Nisokatra androany, talata faha-20 febroary 2018 teto amin’ny Hotel des Thermes eto Antsirabe ny atrikasa ho an’ireo mpanao gazety manerana an’i Madagasikara mahakasika ny asan’ny Parlemanta ny EISA sy ny FES no mamatsy izao atrikasa izao, izay aharitra …