Fankalazana ny faha-66 taonan’ny Tolom-panafahana an’i Madagasikara

Hetsika 29 martsa 1947 ny Kongresin’ny Tetezamita . Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny faha-66 taonan’ny Tolom-panafahana an’i Madagasikara tamin’ny 29 Martsa 1947 ny Kongresin’ny Tetezamita tamin’ny alalan’ny Filohany – Atoa Mamy RAKOTOARIVELO. Ny zoma faha-29 martsa 2013 tamin’ny folo ora maraina dia tonga nanatrika ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana tao amin’ny Katedraly Analakely Atoa Mamy RAKOTOARIVELO , …