Fanangonana fanampiana ho an’ireo havana traboina any atsimo

Fanangonana fanampiana hoan’ireo havana traboina any atsimo teto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita , androany Alakamisy faha-28 febroary 2013. Ny Alakamisy faha-28 febroary 2013 hatramin’ny Zoma voalohan’ny volana Martsa 2013 no fotoana natokan’ny eto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita, Lapan’i Tsimbazaza ho fanangonana fanampiana hoan’ireo havana traboina any Atsimo vokatry ny rivo-doza farany teo . Maro ireo Mpikambana ato …