Fitsidihana nataon’ny Ambasadaoro Japoney sy Algeriana

Fitsidihana roa samihafa no notanterahina teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny Talata faha 26 Martsa 2013 tontolo andro : – Tonga nitsidika ara-pomba fifanajana ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita Atoa Mamy RAKOTOARIVELO ,tamin’ny folo ora maraina , ny Ambasadaoro vaovao an’i Japon , monina sy miasa eto Madagasikara – SEM Ryuhei HOSOYA. Ankoatra ny fifampiarahabana teo amin’iretoTompon’andraikitra …

Fanatsarana ny tranon-kala eto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita

Fiaraha-miasa amin’ny Governemanta Frantsay , androany alakamisy faha-21 martsa 2013 , tamin’ny 10 ora sy sasany maraina. Mitohy hatrany ny fiaraha-miasan’ ny Kongresin’ny Tetezamita sy ny Governemanta Frantsay amin’ny alalan’ny SCAC ka ny tranonkala ahafahana mifanakalo vaovao no nohatevenina sy nohatsaraina .Nahazo adiresy vaovao araka izany ny tranon-kala eto amin’ny Kongresin’ny Tetezamita izay www.congres-transition.mg .Izay …