Atrik’asa nataon’ny ”EISA” sy ny Ambasadaoron’ny Firenena sinoa tao amin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena

Mitohy hatrany ny fihaonan’ireo Fikambanana iraisam-pirenena sy Ambasadaoro amin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY. Nanatanteraka dinik’asa araka izany ny Tompon’andraikitra misahana tetik’asa ao amin’ny EISA – Rtoa Onja RAMILIARIJAONA. Voaresaka tamin’izao fihaonana izao ny fandaharam-potoan’ny EISA eto Madagasikara izay hanasana indrindra ireo Solombavambahoaka handray anjara mavitrika amin’ny fanatanterahana izany. Tonga nanatanteraka dinik’asa teto …

Fitsidihana ara-pomba fifanajana nataon’ny Ambasadaoro vaovaon’ny Repoblika entim-bahoaka sinoa – SEM YANG MIN – teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza

Fitsidihana ara-pomba fifanajana nataon’ny Ambasadaoro vaovaon’ny Repoblika entim-bahoaka sinoa – SEM YANG MIN tao amin’ny Filohan’ny Kongresin’ny Tetezamita- Andriamatoa Mamy RAKOTOARIVELO , ny zoma faha-30 aogositra 2013 tamin’ny dimy ora hariva teto amin’ny lapan’i Tsimbazaza .