Désolé, cet article est seulement disponible en Malagasy.
An automatic translation is available:[google-translator lang= »mg »]

Noraisin’ny Filohan’ny Antenimierampirenena –Atoa RAKOTOMAMONJY Jean Max nihaona taminy , tao amin’ny trano fiasany eto Tsimbazaza, androany talata faha 24 Jolay 2018 tamin’ny 09 ora maraina ny delegasionina avy amin’ny OIF izay tarihin’ny Ambasadaoro Hervé LADSOUS. Tohin’ny fiaraha-miasa ny OIF sy MADAGASIKARA izay efa matotra tokoa amin’izao fotoana izao no votoatin’ny dinika; eo amin’ny lafiny Fifidianana izay ho tanterahina eto MADAGASIKARA, ny OIF dia hitondra fanampiana amin’ny lafiny rehetra, teo koa ny fifanakalozana traikefa mba tsy iverenan’ny krizy intsony eto MADAGASIKARA. Ireo raha bangoina ny fihaonana tamin’ireto Vahiny manan-kaja izay mandalo eto amintsika ireto.

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.