Désolé, cet article est seulement disponible en Malagasy.
An automatic translation is available:[google-translator lang= »mg »]

Noraisin’ny Filoha lefitry ny Antenimierampirenena- Atoa MAHAZOASY Freddie izay nisolo toerana vonjimaika ny Filohan’ny Antenimierampirenena izay lasa namita iraka any ivelany, nihaona taminy ny Solombavambahoaka Alemana- Atoa Sascha Raabe izay mandalo eto Madagasikara. Tafara-dia taminy ny Ambasadaoro Harald Gehrig sy ny Mpiandraiki-draharahan’ny FES miasa sy monina eto amintsika- Atoa Marcus Schneider. Fifanakalozana traikefa momba ny Fifidianana no niompanan’ny resaka tamin’izao fihaonana izao ary koa ny fanamafisana ny fiaraha-miasan’ny Parlemanta Alemana sy Malagasy.

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.