Désolé, cet article est seulement disponible en Malagasy.
An automatic translation is available:[google-translator lang= »mg »]

Araka ny “Décret” laharana faha 179/2018 dia nifarana androany Zoma, faha 09 martsa 2018 ny fivoriana tsy ara-potoana ny Antenimierampirenena izay natao nandritra ny 12andro. Ny Filohan’ny Antenimierampirenena – Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY no nitarika ny fotoana notronon’ireo Mpikambana roa ao amin’ny Birao Maharitra.

IMG_4990

Mitohy rahampitso Asabotsy faha 10 martsa 2018  ny fivoriana tsy ara-potoana andiany faharoa araka ny “Décret” laharana faha 2018/180 tamin’ny 07 martsa 2018.

Toy izao izany ny fandaharam-potoana eto amin’ny Antenimierampirena ny asabotsy faha 10 martsa 2018:

-Amin’ny 09 ora maraina: fivorian’ny Birao Maharitra,

-Amin’ny 10 ora maraina: “Conference des Presidents”,

-Amin’ny 12 ora atoandro: fanadanihana fandaharam-potoana.

IMG_5001

Tonga nanatrika izao fotoana izao ireo Solotena avy amin’ny Governemanta.

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.