1.     FITSIDIHANA NY ANTENIMIERAMPIRENENA ETO AMIN’NY LAPAN’I TSIMBAZAZA:.Nitsidika sy namantatra ny atao hoe Antenimierampirenena teto amin’ny Lapan’I Tsimbazaza, Alarobia faha 14 febroary 2018 ireo Mpianatra vitsivitsy ao amin’ny Fikambanana ADNIMG_8929

IMG_8948

IMG_8939

Tafiditra amin’ny fanitarana ny fahalalana ankapoben’ny mpianatra dia tonga nitsidika ny teto amin’ny Lapan’I Tsimbazaza ny mpianatra kilasy faha-9 ao amin’ny lycee Katolika “SAGESSE” Vatomandry miisa 85 mianadahy niaraka tamin’ny “Encadreur” miisa 08.

IMG_9407

IMG_9406

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Ce site utilise Akismet pour réduire les indésirables. En savoir plus sur comment les données de vos commentaires sont utilisées.