IMG_8006

Tonga nanatitra ny teny firariantsoa ho an’ ny  Filohan’ny Antenimierampirenena- Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY nohon’ny fahatratrarana ny taona vaovao 2018 ireo Mpikamban’ny Kabinetrany izay notarihan’ny Talen’ny Kabinetra- Rtoa RANTOARIVONY Fanevanirina.

Nisy ny lahateny nifandimbiasana ka napetraka tsara tamin’izany ny anjara andraikitry ny tsirairay avy amin’ny fiantsorohana  an-tsakany sy an-davany ny andraikitra sahana eto anivon’ny Andrimpanjakana Mpanao Lalàna.

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

You may use these HTML tags and attributes: <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>