????????????????????????

Nanatanteraka ny fanadiovana faobe ny teto amin’ny Antenimierampirenena androany Alarobia faha 10 Janoary 2018 ka nitarika izany ny Filohan’ny Antenimierampirenena- Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY

????????????????????????

sy ireo Mpikambana ao amin’ny Birao Maharitra, isan’izany ireo Filoha Lefitra-Atoa REMI dit Jao Jean sy Atoa HELSON Brisson Erafa ary ny  Solombavambahoaka NICOLAS Stéphan Alphonse voafidy tany Mahajanga I.

????????????????????????

Tamin’ny lahateny fohy nataon’ny Filohan’ny Antenimierampirenena- Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY dia toeram-piasàna mahatehotia sady madio no mahafinaritra, izany no tanjona amin’izao hetsika izao;

????????????????????????

hitondra fahasalamana tomombana hoan’ny mpiasa rehetra izany toeram-piasàna madio izany ary ezahina ho mandava-taona ny hetsika toy izao. Ho lavitry ny aretina rehetra ny “mponina” ato amin’ny Antenimierampirenena.

????????????????????????

Nanomboka teny ivelan’ny Lapan’i Tsimbazaza izao fanadiovana faobe izao ka hatrany amin’ireo Birao rehetra ato amin’ny Antenimierampirenena, ka nandray anjara mavitrika tamin’izany Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY

????????????????????????

sy ireo Mpikambana ao amin’ny Birao Maharitra, isan’izany ireo Filoha Lefitra-Atoa REMI dit Jao Jean sy Atoa HELSON Brisson Erafa ary ny  Solombavambahoaka NICOLAS Stéphan Alphonse voafidy tany Mahajanga I,

????????????????????????

ny Sekretera Jeneralin’ny Antenimierampirenena-Atoa RATSIMBA Andrianaivo Mamy, ny Filohan’ny Fiombonamben’ny Antenimierampirenena- Atoa FIANARA Benjamin, ny Filohan’ny SAPAN- Atoa FROGE,

????????????????????????

ireo Tale sy Lehiben’ny Sampan-draharaha isan-tsokajiny ato amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ary ireo Mpandraharaha rehetra ato amin’ny Antenimierampirenena.

????????????????????????

9

10

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

You may use these HTML tags and attributes: <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>