A LA UNE

Tonga nanatrika ny Lanonam-panjakana niarahabana ny Filoham-pirenena- Atoa RAJAONARIMAMPIANINA Hery mivady teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny Zoma faha 05 Janoary 2018 tontolo andro ny Filohan’ny Antenimierampirenena- Atoa Jean Max RAKOTOMAMONJY mivady sy ireo Solombavambahoaka. Isan’ny nandray fitenenana Izy tamin’izany Lanonam-panjakana izany.

1

 

2

3

Lafatra ny fanafanàna izao Lanonam-panjakana izao, indrindra moa fa nandrasan’ny Vahoaka Malagasy ny Kabarin’ny Filoham-pirenena RAJAONARIMAMPIANINA Hery.

4

5

Kanto ery ireto Solombavambahoaka tonga nanatrika izao Lanonam-panjakana izao, fety voalohany amin’ity taona vaovao 2018 ity.

6

7

8

Réagir

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

You may use these HTML tags and attributes: <a href="" title=""> <abbr title=""> <acronym title=""> <b> <blockquote cite=""> <cite> <code> <del datetime=""> <em> <i> <q cite=""> <strike> <strong>