FAMPAHAFANTARANA IREO TANORA MALAGASY ANANKIROA HO AO AMIN’NY PARLEMENT FRANCOPHONE DES JEUNES 2015

FAMPAHAFANTARANA IREO TANORA MALAGASY ANANKIROA HO AO AMIN’NY PARLEMENT FRANCOPHONE DES JEUNES 2015 Nivaly teto amin’ny Antenimierampirenena, ny zoma faha 06 martsa 2015 ny Fifaninana nasionaly izay nandraisana Tanora anankiroa, lahy sy vavy, izay handray anjara amin’ny « VII ème Session du Parlement Francophone des Jeunes à Berne en Suisse, en Juillet 2015 ». Voaray …